Partager sur Facebook
Madagasikara an'i Kristy
Auteur: Tahina Ramakavelo
26 decembre 2018

Samia isika mivavaka ho an'ny firenentsika!

Samia isika mivavaka ho an'ny firenentsika, mba tsy hisy korontana eto ao aorian'ny fifidianana atao eto.
Aza mitsahatra ny mivavaka ho an'ny firenentsika e! (Jeremia 29. 7)
Mba handre ny antsoantso ataontsika aminy eto anie, Andriamanitra. (Eksody 3. 9)
(Photo: Andry Andriarimalala, 2018)