Partager sur Facebook
Madagasikara an'i Kristy
Auteur: Tahina Ramakavelo
02 septembre 2018

Fifidianana prezida 2018

Iza ny kandida hofidinareo @ ity fifidianana prezida eto ity?
Olona matahotra an'Andriamanitra no fidio atao prezida eto @ 2019.
Mila mino ilay Mpahary isika raha hanarina an'i Madagasikara.
Fifidianana prezida @ 07 novembra 2018 (1er tour); @ 19 desambra 2018 (2e tour); @ 9 janoary 2019 (Résultat)
"Fa ny amin'ny sisa, dia mifidiana lehilahy be herimpo ao amin'ny vahoaka, dia lehilahy fatra-panaja an'Andriamanitra, tia fahamarinana sady tsy mandray tsolotra; (...)" - (Eksdody 18. 21)
(Photo: Ny Rado Rafalimanana, 2018)