Partager sur Facebook
Madagasikara an'i Kristy
Auteur: Tahina Ramakavelo
31 août 2018

Fifidianana prezida 2018

Asa iza no lasa prezida eto @ 2019?
Iza @ ireo kandida miisa 36 eto ireo no roa voalohany, mahazo vato betsaka eto?
Asa hanao ahoana no hiafaran'ity fifidianana eto ity?
Mivavaha mba tsy hisy gidragidra eto ao aorian'ny fifidianana atao eto.
Fifidianana prezida @ 07 novembra 2018 (1er tour); @ 19 desambra 2018 (2e tour); @ 9 janoary 2019 (Résultat)
(Photo: Marc Ravalomanana - Ofisialy, 2018)