Partager sur Facebook
Madagasikara an'i Kristy
Auteur: Tahina Ramakavelo
30 août 2018

Fifidianana prezida 2018

Asa misy ohatrinona avy indray no vola lanin'ny sasany amin'ny propagandy amin'ity fifidianana prezida 2018 eto ity?
43 millions dollara eo ho eo ny vola nampiasain'ny ekipan'i Andry Rajoelina izay nanohana an'ingahy Hery Rajaonarimampianina t@ 2013.
22 millions euros eo ho eo ny vola lanin'ingahy Francois Hollande t@ propagandy. (2012)
21 millions euros eo ho eo ny vola lanin'ingahy Nicolas Sarkozy t@ propagandy. (2007)
(Source: Friedrich-Ebert-Stiftung FES Madagascar, 2018)