Partager sur Facebook
Madagasikara an'i Kristy
Auteur: Tahina Ramakavelo
02 août 2018

Andao isika hiaraka hivavaka ho an'ny firenentsika

Asio alarme ny telefona isaky ny amin'ny 8 ora.
Rehefa maneno ny alarme isaky ny amin'ny 8 ora de tonony ny hoe:
"Madagasikara an'i Jesoa Kristy!"
"Vonjeo ny taninay Jesoa a!"
"Omeo prezida tia vahoaka izahay @ 2019!"
Zarao amin'ny faceboky ny hafatra, de ampitampitao isan-trano sy isam-pianakaviana.
Afaka soratanao eto ny vavaka tianao atao ho an’i Madagasikara.
Misy ekipa mivavaka @ 8 ora maraina; de misy ekipa iray hafa mivavaka @ 8 ora alina.
(Photo: Tinah Karmen Zafimandroso, 2018)